plt_tn/rev/11/10.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# hifaly amin'izy ireo ary hankalaza
"hifaly fa maty ireo vavolombelona roa"
# Hifandefa fanomezana mihintsy aza izy ireo
Mampiseho ny hafalian'ireo olona io fihetsika io.
# satria nampijaly ireo izay miaina ambonin'ny tany ireo mpaminany roa ireo
Izany no antony nahafaly ny olona amin'ny fahafatesan'ireo vavolombelona roa ireo.
# telo andro sy tapany
"3 andro manontolo sy tapak'andro" na "3,5 andro" na 3 sy 1/2 andro"
# hiditra ao amin'izy ireo ny fofon'aina avy amin'Andriamanitra
Ny fahafahana miaina dia resahina toy ny hoe misy zavatra izay afaka miditra ao anatin'ny olona. DH: "Andriamanitra dia hampiaina indray an'ireo vavolombelona roa ka ho velona izy ireo "
# Hilatsaka amin'ireo izay mahita azy ireo ny tahotra lehibe
Ny tahotra dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka milatsaka eo amin'ny olona. DH: "Ireo izay mahita azy ireo dia hatahotra mafy"
# Avy eo dia handre
Ireo mety ho dikany: 1) ireo vavolombelona roa dia handre na 2) ny olona dia handre izay lazain'ireo vavolombelona roa.
# feo mahery avy any an-danitra
Ny teny hoe: "feo" dia maneho an'ilay iray izay miteny. DH: "olona iray niteny mafy tamin'izy ireo avy any an-danitra ary"
# miteny azy ireo
"miteny an'ireo vavolombelona roa"