12 lines
539 B
Markdown
12 lines
539 B
Markdown
# namela ny helok'izy ireo
|
|
|
|
"namela heloka azy ireo na dia nahavita asa ratsy azy izy ireo"
|
|
|
|
# mihazona ny hatezerany
|
|
|
|
Asafa miteny ny hatezeran'Andriamanitra toy ny hoe olona tezitra izay hazonin'Andriamanitra amin'ny famelezana an'ilay nampatezitra azy. DH: "tsy nanafay azy ireo na dia tezitra taminy aza Izy"
|
|
|
|
# tsy nanetsika ny fahavinirany rehetra
|
|
|
|
Asafa miteny ny fahaviniran'Andriamanitra toy ny hoe olona te hatory izay navelan'Andriamanitra hatory ary tsy nifoha. DH: "tsy namela ny tenany ho tonga tezitra loatra amin'izy ireo"
|