# namela ny helok'izy ireo "namela heloka azy ireo na dia nahavita asa ratsy azy izy ireo" # mihazona ny hatezerany Asafa miteny ny hatezeran'Andriamanitra toy ny hoe olona tezitra izay hazonin'Andriamanitra amin'ny famelezana an'ilay nampatezitra azy. DH: "tsy nanafay azy ireo na dia tezitra taminy aza Izy" # tsy nanetsika ny fahavinirany rehetra Asafa miteny ny fahaviniran'Andriamanitra toy ny hoe olona te hatory izay navelan'Andriamanitra hatory ary tsy nifoha. DH: "tsy namela ny tenany ho tonga tezitra loatra amin'izy ireo"