597 B
597 B
Voninahitra
"Mahenin-kaja." Midika izany fa hahazo voninahitra ny olona iray.
ny adala rehetra dia miantsampy amin'ny fiadian-kevitra
Ny fidirana amin'ny ady faingana dia resahina toy ny hoe zavatra mivaigana iantsapazan'ny adala ilay ady. DH: "ny adala rehetra miditra amin'ny ady" na "ny adala rehetra malaky miditra amin'ny ady"
miasa
mikarakra ny tany ho amin'ny fambolena
lohataona
"vanim-potoana fambolena"
fa tsy hahazo na inona na inona
Midika izany fa tsy hisy na inona na inona haniry eo amin'ny saha mba ho jinjainy. DH: "fa tsy hanana na inona na inona ho jinjaina"