20 lines
597 B
Markdown
20 lines
597 B
Markdown
|
# Voninahitra
|
||
|
|
||
|
"Mahenin-kaja." Midika izany fa hahazo voninahitra ny olona iray.
|
||
|
|
||
|
# ny adala rehetra dia miantsampy amin'ny fiadian-kevitra
|
||
|
|
||
|
Ny fidirana amin'ny ady faingana dia resahina toy ny hoe zavatra mivaigana iantsapazan'ny adala ilay ady. DH: "ny adala rehetra miditra amin'ny ady" na "ny adala rehetra malaky miditra amin'ny ady"
|
||
|
|
||
|
# miasa
|
||
|
|
||
|
mikarakra ny tany ho amin'ny fambolena
|
||
|
|
||
|
# lohataona
|
||
|
|
||
|
"vanim-potoana fambolena"
|
||
|
|
||
|
# fa tsy hahazo na inona na inona
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa tsy hisy na inona na inona haniry eo amin'ny saha mba ho jinjainy. DH: "fa tsy hanana na inona na inona ho jinjaina"
|