12 lines
356 B
Markdown
12 lines
356 B
Markdown
# izay manaja ny didy dia hahazo valisoa
|
|
|
|
Io dia azo atao hoe DH: "hamaly soa ireo izay manaja ny didy izy ireo"
|
|
|
|
# loharanon'aina
|
|
|
|
Ny loharano dia fipoiran'ny rano ary maneho ny fipoiran'ny aina. DH: "loharanon'aina mitobatobaka"
|
|
|
|
# fandriky ny fahafatesana
|
|
|
|
Eto ny "fandrika" dia maneho ny loza izy hahafaty. DH: "fandrika mitondra amin'ny fahafatesana"
|