356 B
356 B
izay manaja ny didy dia hahazo valisoa
Io dia azo atao hoe DH: "hamaly soa ireo izay manaja ny didy izy ireo"
loharanon'aina
Ny loharano dia fipoiran'ny rano ary maneho ny fipoiran'ny aina. DH: "loharanon'aina mitobatobaka"
fandriky ny fahafatesana
Eto ny "fandrika" dia maneho ny loza izy hahafaty. DH: "fandrika mitondra amin'ny fahafatesana"