1003 B
ilay Anarana izay ambonin'ny anarana rehetra
Eto ny "Anarana" dia maneho ny laharana na voninahitra. DH: "ny laharana izay ambonin'ny hafa" na "ny voninahitra izay ambonin'ny hafa"
ambonin'ny anarana rehetra
Ilay Anarana izay manan-danja bebe kokoa ka mendrika ny ho deraina noho ny anarana hafa.
amin'ny Anaran'i Jesosy
Mety ho dikany 1) "rehefa mahare ny anaran'i Jesosy ny olona rehetra" na 2) "ho voninahitr'i Jesosy"
handohalihan'ny lohalika rehetra
Eto ny "lohalika" dia maneho ny olona rehetra, ny mandohalika dia fomba ilazana ny hoe mankalaza. DH: "ny olona rehetra dia hankalaza an'Andriamanitra"
any ambanin'ny tany
Mety ho dikany 1) Ilay toerana izay alehan'ny olona rehefa maty na 2) Ilay toerana misy ny demonia
ny lela rehetra
Eto ny "lela" dia manondro ny olona rehetra. DH: "ny olona rehetra" na "ny olombelona rehetra"
ho voninahitr'Andriamanitra Ray.
Eto ny hoe "ho" dia manambara vokatra: "miaraka amin'ny vokatra hoe hidera an'Andriamanitra Ray izy ireo"