536 B
536 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jodasy mamadika an'i Jesosy amin'ny oroka, ary ireo mpianatra rehetra dia nandositra.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny andininy 44 dia manome fampahafantarana fototra momba ny fifanarahan'i Jodasy tamin'ireo Mpitarika Jiosy mba hamadihana an'i Jesosy.
Ary ilay mpamadika Azy
Maneho an'i Jodasy.
Izy ilay Izy
Eto ny teny hoe: "ilay izy" dia maneho an'ilay lehilahy izay ho tondroin'i Jodasy. DH: "izy ilay iray izay tadiavinareo"
ary nanoroka Azy izy
"ary nanoroka Azy Jodasy"