# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jodasy mamadika an'i Jesosy amin'ny oroka, ary ireo mpianatra rehetra dia nandositra. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny andininy 44 dia manome fampahafantarana fototra momba ny fifanarahan'i Jodasy tamin'ireo Mpitarika Jiosy mba hamadihana an'i Jesosy. # Ary ilay mpamadika Azy Maneho an'i Jodasy. # Izy ilay Izy Eto ny teny hoe: "ilay izy" dia maneho an'ilay lehilahy izay ho tondroin'i Jodasy. DH: "izy ilay iray izay tadiavinareo" # ary nanoroka Azy izy "ary nanoroka Azy Jodasy"