12 lines
458 B
Markdown
12 lines
458 B
Markdown
# Ho tonga ny andro hananganana ny mandanao
|
|
|
|
Eto, ny "manda" dia manondro ny rindrina manodidina ny tanànan'izy ireo, izay mitondra filaminana sy fandriam-pahalemana amin'ny fahavalo'izy ireo.
|
|
|
|
# hitarina hatrany lavitra ireo faritaninao
|
|
|
|
DH: "Hanitatra ny faritry ny taninao ho lehibe tokoa Yaveh" na "Hampitombo ny haben'ny fanjakanao tokoa Yaveh"
|
|
|
|
# Ireo tany ireo dia hilaozana
|
|
|
|
DH: "Ho foana ireo tany ireo" na "tsy hisy honina ao amin'ireo tany ireo"
|