458 B
458 B
Ho tonga ny andro hananganana ny mandanao
Eto, ny "manda" dia manondro ny rindrina manodidina ny tanànan'izy ireo, izay mitondra filaminana sy fandriam-pahalemana amin'ny fahavalo'izy ireo.
hitarina hatrany lavitra ireo faritaninao
DH: "Hanitatra ny faritry ny taninao ho lehibe tokoa Yaveh" na "Hampitombo ny haben'ny fanjakanao tokoa Yaveh"
Ireo tany ireo dia hilaozana
DH: "Ho foana ireo tany ireo" na "tsy hisy honina ao amin'ireo tany ireo"