28 lines
973 B
Markdown
28 lines
973 B
Markdown
# Fa ireo Jentilisa mitady ireo zavatra ireo
|
|
|
|
"fa ireo Jentisa dia liana ny amin'izay hohaniny, sy sotroiny, ary hanaovany''
|
|
|
|
# ary ny Rainareo izay any an-danitra dia mahafantatra fa mila ireo ianareo
|
|
|
|
Milaza i Jesosy fa Andriamanitra dia hanao izay hahazoanao ireo zavatra fototra ilainao.
|
|
|
|
# Rainareo
|
|
|
|
Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.
|
|
|
|
# Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany
|
|
|
|
Eto ny hoe ''fanjakana'' dia ilazana ny fanapahan'Andriamanitra tahaka ny mpanjaka. DH: "Afantohy amin'ny fanompoana an'Andriamanitra izay mpanjakanao, sy ny fanaovana ny marina, ny tenanao"
|
|
|
|
# homena anareo ireo zavatra ireo.
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "Andriamanitra no hanome ireny zavatra rehetra ireny ho anareo"
|
|
|
|
# Noho izany
|
|
|
|
"Noho izany rehetra izany"
|
|
|
|
# fa ny ampitso hanahy ny azy
|
|
|
|
Mamaritra ny "ampitso" toy ny hoe olona afaka manahy i Jesosy. Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia hoe rehefa tonga ny andro manaraka dia hanana zavatra hiahiana indray ny olona iray.
|