# Fa ireo Jentilisa mitady ireo zavatra ireo "fa ireo Jentisa dia liana ny amin'izay hohaniny, sy sotroiny, ary hanaovany'' # ary ny Rainareo izay any an-danitra dia mahafantatra fa mila ireo ianareo Milaza i Jesosy fa Andriamanitra dia hanao izay hahazoanao ireo zavatra fototra ilainao. # Rainareo Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io. # Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany Eto ny hoe ''fanjakana'' dia ilazana ny fanapahan'Andriamanitra tahaka ny mpanjaka. DH: "Afantohy amin'ny fanompoana an'Andriamanitra izay mpanjakanao, sy ny fanaovana ny marina, ny tenanao" # homena anareo ireo zavatra ireo. Azo atao hoe DH: "Andriamanitra no hanome ireny zavatra rehetra ireny ho anareo" # Noho izany "Noho izany rehetra izany" # fa ny ampitso hanahy ny azy Mamaritra ny "ampitso" toy ny hoe olona afaka manahy i Jesosy. Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia hoe rehefa tonga ny andro manaraka dia hanana zavatra hiahiana indray ny olona iray.