plt_tn/mat/04/23.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no fiafaran'ny fizaran-tantara momba ny fiandohan'ny asa fanompoan'i Jesosy. Ireto andininy ireto dia mamehy ireo zavatra nataony sy ny nasetrin'ny olona izany.
# nampianatra tao amin'ny synagogan'izy ireo
"nampianatra tao amin'ny synagogan'ireo Galiliana" na "nampianatra tao amin'ny synagogan'ireo olona ireo"
# nitory ny filazantsaran'ny fanjakana
Eto ny hoe "fanjakana" dia ilazana ny fanjakan'Andriamanitra toy ny mpanjaka. DH: "nitory ny vaovao mahafaly momba ny hisehoan'Andriamanitra ho mpanjaka"
# ireo karazan'aretina rehetra mbamin'ny rofy
Ny teny hoe "aretina" sy "rofy" dia somary mifanakaiky saingy tokony ho adika ho teny roa samihafa raha azo atao. "Aretina" no mahatonga ny olona iray harary.
# rofy
fahalemena ara-batana na otrik'aretina izay miafara amin'ny aretina.
# ireo demoniaka
Azo atao hoe DH: "ilay voafatotry ny demonia" na "ireo izay fehezin'ny demonia"
# mararin'ny androbe
"ireo izay mihetsika androbe" na "ireo manana aretina izay mahatonga azy ireo hihetsika androbe"
# mararin'ny paralysisa
"ireo izay tsy afa-nandeha"
# Dekapolisy
Io anarana io dia midika hoe "ireo Tanàna folo" (UDB). Io no anaran'ny faritra atsimo-antsinan'ny ranomasin'i Galilia.