# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no fiafaran'ny fizaran-tantara momba ny fiandohan'ny asa fanompoan'i Jesosy. Ireto andininy ireto dia mamehy ireo zavatra nataony sy ny nasetrin'ny olona izany. # nampianatra tao amin'ny synagogan'izy ireo "nampianatra tao amin'ny synagogan'ireo Galiliana" na "nampianatra tao amin'ny synagogan'ireo olona ireo" # nitory ny filazantsaran'ny fanjakana Eto ny hoe "fanjakana" dia ilazana ny fanjakan'Andriamanitra toy ny mpanjaka. DH: "nitory ny vaovao mahafaly momba ny hisehoan'Andriamanitra ho mpanjaka" # ireo karazan'aretina rehetra mbamin'ny rofy Ny teny hoe "aretina" sy "rofy" dia somary mifanakaiky saingy tokony ho adika ho teny roa samihafa raha azo atao. "Aretina" no mahatonga ny olona iray harary. # rofy fahalemena ara-batana na otrik'aretina izay miafara amin'ny aretina. # ireo demoniaka Azo atao hoe DH: "ilay voafatotry ny demonia" na "ireo izay fehezin'ny demonia" # mararin'ny androbe "ireo izay mihetsika androbe" na "ireo manana aretina izay mahatonga azy ireo hihetsika androbe" # mararin'ny paralysisa "ireo izay tsy afa-nandeha" # Dekapolisy Io anarana io dia midika hoe "ireo TanĂ na folo" (UDB). Io no anaran'ny faritra atsimo-antsinan'ny ranomasin'i Galilia.