plt_tn/luk/23/36.md

24 lines
829 B
Markdown

# Azy
Jesosy
# nanatona Azy
''nanatona akaiky an'i Jesosy''
# nanome Azy vinaigitra
''nanolotra vinagitra an'i Jesosy ho sotroina.'' Ny vinaigitra dia zava-pisotro mora vidy izay fisotron'ny olona. Ireo miaramila dia naneso Azy tamin'ny fanomezana zava-pisotro mora vidy ho an'ny olona izay milaza ny tenany fa mpanjaka.
# Raha Ianao no mpanjakan'ny Jisoy, vonjeo ny tenanao
Ity ihany koa dia fomba iray nanesoan'ireo miaramila an'i Jesosy. DH: ''Tsy mino izahay hoe Ianao no mpanjakan'ireo Jiosy, fa raha Ianao, dia porofoy fa diso izahay ary vonjeo ny tenanao!''
# famantarana teo amboniny
''hazo teo amin'ny tampon'ny hazofijalian'i Jesosy izay nilaza hoe''
# Ity no mpanjakan'i Jiosy
Ny olona izay mametraka ity famantarana ity eo ambonin'i Jesosy dia maneso Azy. Tsy tena nieritreritra izy ireo hoe mapnjaka Izy.