plt_tn/luk/23/36.md

829 B

Azy

Jesosy

nanatona Azy

''nanatona akaiky an'i Jesosy''

nanome Azy vinaigitra

''nanolotra vinagitra an'i Jesosy ho sotroina.'' Ny vinaigitra dia zava-pisotro mora vidy izay fisotron'ny olona. Ireo miaramila dia naneso Azy tamin'ny fanomezana zava-pisotro mora vidy ho an'ny olona izay milaza ny tenany fa mpanjaka.

Raha Ianao no mpanjakan'ny Jisoy, vonjeo ny tenanao

Ity ihany koa dia fomba iray nanesoan'ireo miaramila an'i Jesosy. DH: ''Tsy mino izahay hoe Ianao no mpanjakan'ireo Jiosy, fa raha Ianao, dia porofoy fa diso izahay ary vonjeo ny tenanao!''

famantarana teo amboniny

''hazo teo amin'ny tampon'ny hazofijalian'i Jesosy izay nilaza hoe''

Ity no mpanjakan'i Jiosy

Ny olona izay mametraka ity famantarana ity eo ambonin'i Jesosy dia maneso Azy. Tsy tena nieritreritra izy ireo hoe mapnjaka Izy.