580 B
580 B
Ary
Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra. Eto Jesosy dia manomboka milaza fizarana vaovao ao amin'ny tantara momba ilay lahimatoa.
tany an-tsaha
Ity dia milaza fa tany an-tsaha izy satria tany izy no niasa.
iray tamin'ireo mpanompo
Ny teny adika hoe "mpanompo" eto dia adika toy ny hoe "zaza lahy." Izany dia mety manondro hoe mbola tena tanora ilay mpanompo.
mety ho inona izany zavatra izany
"inona no mitranga"
ilay zanak'omby matavy
DH: ''ny omby tsara indrindra" na "ilay zanaka biby izay natavezintsika."