# Ary Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra. Eto Jesosy dia manomboka milaza fizarana vaovao ao amin'ny tantara momba ilay lahimatoa. # tany an-tsaha Ity dia milaza fa tany an-tsaha izy satria tany izy no niasa. # iray tamin'ireo mpanompo Ny teny adika hoe "mpanompo" eto dia adika toy ny hoe "zaza lahy." Izany dia mety manondro hoe mbola tena tanora ilay mpanompo. # mety ho inona izany zavatra izany "inona no mitranga" # ilay zanak'omby matavy DH: ''ny omby tsara indrindra" na "ilay zanaka biby izay natavezintsika."