plt_tn/lam/02/13.md

20 lines
463 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manomboka miteny amin'i Jerosalema ny mpanoratra.
# Inona no azoko lazaina...Jerosalema?
"Tsy misy zavatra azoko ambara...Jerosalema."
# zanakavavin'i Jerosalema
Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.
# Amin'ny inona ianao no ampitahaiko...Ziona?
"Tsy misy zavatra izay azoko ampitahana anao...Ziona."
# Iza no afaka hanasitrana anao?
"Tsy misy afaka manasitrana anao."