# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manomboka miteny amin'i Jerosalema ny mpanoratra. # Inona no azoko lazaina...Jerosalema? "Tsy misy zavatra azoko ambara...Jerosalema." # zanakavavin'i Jerosalema Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto. # Amin'ny inona ianao no ampitahaiko...Ziona? "Tsy misy zavatra izay azoko ampitahana anao...Ziona." # Iza no afaka hanasitrana anao? "Tsy misy afaka manasitrana anao."