381 B
381 B
Gesorita na Makatita
Ireo dia anarana vondron'olona.
Gesora sy Makata dia nonina teo amin'ireo Israely
"Gesora" sy "Makata" dia anaran'ireo razambe "ny Gesorita" sy "ny Makatita" na anaran-tanàna izay nonenany. D.H: "Ireo olona ireo dia mitoetra eo amin'ny Israely"
tamin'izany andro izany.
Ity dia manambara ny vanim-potoana izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.