12 lines
381 B
Markdown
12 lines
381 B
Markdown
|
# Gesorita na Makatita
|
||
|
|
||
|
Ireo dia anarana vondron'olona.
|
||
|
|
||
|
# Gesora sy Makata dia nonina teo amin'ireo Israely
|
||
|
|
||
|
"Gesora" sy "Makata" dia anaran'ireo razambe "ny Gesorita" sy "ny Makatita" na anaran-tanàna izay nonenany. D.H: "Ireo olona ireo dia mitoetra eo amin'ny Israely"
|
||
|
|
||
|
# tamin'izany andro izany.
|
||
|
|
||
|
Ity dia manambara ny vanim-potoana izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.
|