12 lines
284 B
Markdown
12 lines
284 B
Markdown
# izay mahita ny saina sy ny fo
|
|
|
|
DH: "izay mahafantatra ny fisainana sy faniriana"
|
|
|
|
# namonjy ny ain'ireo izay nampahoriana
|
|
|
|
DH: "namonjy ny olona ory"
|
|
|
|
# teny an-tanan'ireo mpanao ratsy
|
|
|
|
Eto ny teny "tanàna" dia manondro ny fahefana. DH: "teny ambanin'ny fahefan'ireo mpanao ratsy"
|