izay mahita ny saina sy ny fo
DH: "izay mahafantatra ny fisainana sy faniriana"
namonjy ny ain'ireo izay nampahoriana
DH: "namonjy ny olona ory"
teny an-tanan'ireo mpanao ratsy
Eto ny teny "tanàna" dia manondro ny fahefana. DH: "teny ambanin'ny fahefan'ireo mpanao ratsy"