1.2 KiB
Mamitaka mihoatra ny zavatra rehetra ny fo
Eto ny "fo" dia manondro ny saina sy eritreritrin'ny olona. DH: "Ny sain'ny olombelona dia mamitaka kokoa"
iza no afaka ahatakatra izany?
Nametraka io fanontaniana io ny mpitantara mba hanamafisana fa tsy misy mahatakatra ny fon'olombelona. DH: "tsy misy afaka mahatakatra izany."
iza no afaka ahatakatra izany?
Ireo fihetsem-po dia resahina toy ny ivon'ny fo. DH: "izay mitsapa ny fanirian'ny olona"
ny fombany
Eto ny fitondran-tenan'ny olona dia resahina toy ny lalana falehany mahazatra.
ny vokatr'ireo asany
Eto ny vokatrin'ny fitondran-tenan'ny olona iray dia resahina toy ny voankazo maniry eny amin'ny hazo. DH: "izay vitany"
Mikotrika ny atody ... mpanankarena tsy ara-drariny ny olona
Io fampitoviana ny vorona izay mikotrika ny atodin'ny vorona hafa io dia entina hanazavana ny mpanankarena izay mahazo vola amin'ny fandrobana ny hafa.
rehefa misasaka ny andro iainany
DH: "rehefa avy niaina ny atsasakin'ny andro iainany izy"
handao azy ireo mpanakarena ireo
Ireo mpanakarrena dia resahina toy ireo mpanompo izay nandao ny tompon'izy ireo. DH: "ho very ny harenany"
any am-parany
"amin'ny andro hiainany farany"