plt_tn/jer/17/09.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Mamitaka mihoatra ny zavatra rehetra ny fo
Eto ny "fo" dia manondro ny saina sy eritreritrin'ny olona. DH: "Ny sain'ny olombelona dia mamitaka kokoa"
# iza no afaka ahatakatra izany?
Nametraka io fanontaniana io ny mpitantara mba hanamafisana fa tsy misy mahatakatra ny fon'olombelona. DH: "tsy misy afaka mahatakatra izany."
# iza no afaka ahatakatra izany?
Ireo fihetsem-po dia resahina toy ny ivon'ny fo. DH: "izay mitsapa ny fanirian'ny olona"
# ny fombany
Eto ny fitondran-tenan'ny olona dia resahina toy ny lalana falehany mahazatra.
# ny vokatr'ireo asany
Eto ny vokatrin'ny fitondran-tenan'ny olona iray dia resahina toy ny voankazo maniry eny amin'ny hazo. DH: "izay vitany"
# Mikotrika ny atody ... mpanankarena tsy ara-drariny ny olona
Io fampitoviana ny vorona izay mikotrika ny atodin'ny vorona hafa io dia entina hanazavana ny mpanankarena izay mahazo vola amin'ny fandrobana ny hafa.
# rehefa misasaka ny andro iainany
DH: "rehefa avy niaina ny atsasakin'ny andro iainany izy"
# handao azy ireo mpanakarena ireo
Ireo mpanakarrena dia resahina toy ireo mpanompo izay nandao ny tompon'izy ireo. DH: "ho very ny harenany"
# any am-parany
"amin'ny andro hiainany farany"