708 B
708 B
aho
"isika"
efa niala tamiko tokoa ny hatezerany.
DH: "Azo antoka fa hijanona tsy ho tezitra amintsika Yaveh."
hitsara
"hanasazy mafy"
Nahoana no hamaivaninao ity fiovana tamin'ny fombanao ity?
Nibedy ireo Israelita Yaveh satria niala tamin'ny fanjakany izy ireo mba hitady fanampiana saingy tsy nahatoky an'Andriamanitra hanampy azy.
hamaivanina
tsy miraharaha
diso fanantenana
nalahelo na tsy faly satria tsy nanaiky hiaro azy ireo ny mpanjakan'i Egypta.
Ho kivy ihany koa ianao hiala avy ao
DH: "Ho kivy ihany koa ianao hiala avy ao Egypta"
kivy
nalahelo satria tsy nahazo ny fampanantenana fanampian'ny Egyptiana.
ny tananao eo an-dohanao
Mampiseho olona misaona izany