plt_tn/jdg/19/10.md

16 lines
460 B
Markdown

# Jerosalema izany
"izay nantsoina hoe Jerosalema taty aoriana"
# Nanana ampondra nisy lasely anankiroa izy
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: ''Nasiany lasely ireo ampondrany roa"
# Andao, andeha isika
Nampiasaina mba hanomezana soso-kevitra izany fomba fiteny izany. DH: "Manome soso-kevitra aho fa isika dia"
# hivily
Izany dia midika hoe miala sasatra amin'ny diany na mijanona amin'ny toerana iray eny an-dalana. DH: "hijanona any''