plt_tn/jdg/19/10.md

460 B

Jerosalema izany

"izay nantsoina hoe Jerosalema taty aoriana"

Nanana ampondra nisy lasely anankiroa izy

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: ''Nasiany lasely ireo ampondrany roa"

Andao, andeha isika

Nampiasaina mba hanomezana soso-kevitra izany fomba fiteny izany. DH: "Manome soso-kevitra aho fa isika dia"

hivily

Izany dia midika hoe miala sasatra amin'ny diany na mijanona amin'ny toerana iray eny an-dalana. DH: "hijanona any''