347 B
347 B
Nisy lehilahy iray
Fomba hampahafantarana olona vaovao iray ao amin'ny fizotry ny tantara izany.
Mika
Anaran-dehilahy izany. Tsy ilay lehilahy nanoratra ny bokin'i Mika akory izany.
izay nalaina taminao
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "izay nalain'ny olona taminao"
Izaho no nangalatra izany
"Izaho no naka izany"