# Nisy lehilahy iray Fomba hampahafantarana olona vaovao iray ao amin'ny fizotry ny tantara izany. # Mika Anaran-dehilahy izany. Tsy ilay lehilahy nanoratra ny bokin'i Mika akory izany. # izay nalaina taminao Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "izay nalain'ny olona taminao" # Izaho no nangalatra izany "Izaho no naka izany"