506 B
506 B
maro dia maro tahaka ny andiam-balala
Eto ny hoe "andiam-" dia midika hoe be dia be. Ny mpanoratra eto dia miresaka ny tafika toy ny hoe andiam-balala mba hanasongadinana ny hamaron'ireo miaramila.
Tsy tambo isaina ... maro noho ny fasika eny amoron-dranomasina izy ireo.
Nampiasa filaza-masaka sy fanitarana ny mpanoratra mba hanasongadinana ny hamaron'ireo rameva.
Tsy tambo isaina ny ramevan'izy ireo
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Tsy voahisan'olona ny ramevan'izy ireo"