12 lines
506 B
Markdown
12 lines
506 B
Markdown
|
# maro dia maro tahaka ny andiam-balala
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "andiam-" dia midika hoe be dia be. Ny mpanoratra eto dia miresaka ny tafika toy ny hoe andiam-balala mba hanasongadinana ny hamaron'ireo miaramila.
|
||
|
|
||
|
# Tsy tambo isaina ... maro noho ny fasika eny amoron-dranomasina izy ireo.
|
||
|
|
||
|
Nampiasa filaza-masaka sy fanitarana ny mpanoratra mba hanasongadinana ny hamaron'ireo rameva.
|
||
|
|
||
|
# Tsy tambo isaina ny ramevan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Tsy voahisan'olona ny ramevan'izy ireo"
|