16 lines
587 B
Markdown
16 lines
587 B
Markdown
# ny anaran'i Debira teo aloha dia i Kiriaty Sefera
|
|
|
|
Mety nosoratan'ny mpanoratra izany satria Debira no nahafantaran'ireo mpamaky ilay tanàna. Fa tamin'ny fotoana nanafian'Israely izany, dia nantsoina hoe Kiriaty Sefera izany. DH: "izay nantsoina hoe Kiriaty Sefera"
|
|
|
|
# Na iza na iza manafika an'i Kiriaty Sefera ary maka izany
|
|
|
|
"Kiriaty Sefera" eto dia midika hoe vahoaka. DH: "Na iza na iza manafika sy mandresy ny vahoakan'i Kiriaty Sefera ary maka ny tanànan'izy ireo"
|
|
|
|
# Aksa
|
|
|
|
Izany no anaran'ny zanaka vavin'i Kaleba.
|
|
|
|
# Otniela, zanaka lahin'i Kenaza
|
|
|
|
Anaran-dehilahy ireo.
|