587 B
587 B
ny anaran'i Debira teo aloha dia i Kiriaty Sefera
Mety nosoratan'ny mpanoratra izany satria Debira no nahafantaran'ireo mpamaky ilay tanàna. Fa tamin'ny fotoana nanafian'Israely izany, dia nantsoina hoe Kiriaty Sefera izany. DH: "izay nantsoina hoe Kiriaty Sefera"
Na iza na iza manafika an'i Kiriaty Sefera ary maka izany
"Kiriaty Sefera" eto dia midika hoe vahoaka. DH: "Na iza na iza manafika sy mandresy ny vahoakan'i Kiriaty Sefera ary maka ny tanànan'izy ireo"
Aksa
Izany no anaran'ny zanaka vavin'i Kaleba.
Otniela, zanaka lahin'i Kenaza
Anaran-dehilahy ireo.