717 B
717 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.
voatokana ho an'ny toerana masina
DH: "izay nomenao ho an'ilay toerana masina"
Ny halavany dia hitovy amin'ny halavan'ny iray amin'ireo ampahany ireo
Tiana lazaina eto fa Ezekiela dia mampitaha ny tanin'ilay andriandahy amin'ny haben'ilay tany omena ny tsirairay amin'ireo foko. DH: "Ny halavany dia hitovy amin'ny halavan'ny iray amin'ireo ampahany omena an'ireo foko."
avy any andrefana mankany atsinanana
Tiana lazaina eto fa ireo faritra andrefana sy atsinanan'ny tanin'Israely ireo. DH: "avy eo amin'ny faritr'Israely eo amin'ny ranomasina" na "avy eo amin'ny faritr'Israely eo andrefana."