# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely. # voatokana ho an'ny toerana masina DH: "izay nomenao ho an'ilay toerana masina" # Ny halavany dia hitovy amin'ny halavan'ny iray amin'ireo ampahany ireo Tiana lazaina eto fa Ezekiela dia mampitaha ny tanin'ilay andriandahy amin'ny haben'ilay tany omena ny tsirairay amin'ireo foko. DH: "Ny halavany dia hitovy amin'ny halavan'ny iray amin'ireo ampahany omena an'ireo foko." # avy any andrefana mankany atsinanana Tiana lazaina eto fa ireo faritra andrefana sy atsinanan'ny tanin'Israely ireo. DH: "avy eo amin'ny faritr'Israely eo amin'ny ranomasina" na "avy eo amin'ny faritr'Israely eo andrefana."