639 B
639 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Farao.
Ho avy hanohitra anao ny sabatry ny mpanjakan'i Babylona
Ny teny hoe "sabatra" eto dia maneho tafika. DH: "hanafika anao ny tafiky ny mpanjakan'i Babylona"
Hataoko ringan'ny sabatr'ireo mpiady ireo vahoaka maronao
DH: "ho ringaniko noho ireo sabatr'ireo lehilahy mahery ny vahoakanao"
mpiady samy horohoron'ireo firenena
DH: "ny mpiady tsirairay dia mampihorohoro an'ireo firenena" na "ny tsirairay amin'izy ireo dia mampiraiki-tahotra an'ireo firenena"
sy hamotika ireo vahoakany maro
"sy hamono ireo vahoaka maro an'isa izay mipetraka ao Egypta"