# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'i Farao. # Ho avy hanohitra anao ny sabatry ny mpanjakan'i Babylona Ny teny hoe "sabatra" eto dia maneho tafika. DH: "hanafika anao ny tafiky ny mpanjakan'i Babylona" # Hataoko ringan'ny sabatr'ireo mpiady ireo vahoaka maronao DH: "ho ringaniko noho ireo sabatr'ireo lehilahy mahery ny vahoakanao" # mpiady samy horohoron'ireo firenena DH: "ny mpiady tsirairay dia mampihorohoro an'ireo firenena" na "ny tsirairay amin'izy ireo dia mampiraiki-tahotra an'ireo firenena" # sy hamotika ireo vahoakany maro "sy hamono ireo vahoaka maro an'isa izay mipetraka ao Egypta"