16 lines
595 B
Markdown
16 lines
595 B
Markdown
# nitaraina tamin'i Mosesy ireo vahoaka ary niteny
|
|
|
|
"dia tsy faly ary niteny an'i Mosesy" na "niteny am-pahatezerana tamin'i Mosesy"
|
|
|
|
# feon'i Yaveh Andriamanitrareo
|
|
|
|
Miresaka momba ny feony Yaveh. DH: "feoko"
|
|
|
|
# manao izay marina eo imasony
|
|
|
|
Ny andianteny hoe "eo imasony" eto dia manondro izay eritreretin'Andriamanitra na notapahiny. DH: "ataovy izay heverin'i Yaveh ho marina"
|
|
|
|
# tsy misy ataoko aminareo ireo aretina
|
|
|
|
Resahin'Andriamanitra toy ny hoe asiana aretina amin'izy ireo ny nanaovan'Andriamanitra azy ireo harary. DH: "Tsy hahatonga ny iray aminareo ho voan'ireo aretina ireo aho"
|