595 B
595 B
nitaraina tamin'i Mosesy ireo vahoaka ary niteny
"dia tsy faly ary niteny an'i Mosesy" na "niteny am-pahatezerana tamin'i Mosesy"
feon'i Yaveh Andriamanitrareo
Miresaka momba ny feony Yaveh. DH: "feoko"
manao izay marina eo imasony
Ny andianteny hoe "eo imasony" eto dia manondro izay eritreretin'Andriamanitra na notapahiny. DH: "ataovy izay heverin'i Yaveh ho marina"
tsy misy ataoko aminareo ireo aretina
Resahin'Andriamanitra toy ny hoe asiana aretina amin'izy ireo ny nanaovan'Andriamanitra azy ireo harary. DH: "Tsy hahatonga ny iray aminareo ho voan'ireo aretina ireo aho"