331 B
331 B
teo imason'ireo vahoaka
"teo anoloan'ny vahoaka" na "teo anatrehan'ny vahoaka"
nandinika ireo Israelita
"nahita ireo Israelita" na "niahy ny amin'ireo Israelita"
nampiankohoka ny lohany izy ireo
Ireo mety ho heviny dia 1) "nampiankohoka ny lohany tami-tahotra izy ireo" na 2) "niankohoka ambany tami-panajana izy ireo."