12 lines
331 B
Markdown
12 lines
331 B
Markdown
|
# teo imason'ireo vahoaka
|
||
|
|
||
|
"teo anoloan'ny vahoaka" na "teo anatrehan'ny vahoaka"
|
||
|
|
||
|
# nandinika ireo Israelita
|
||
|
|
||
|
"nahita ireo Israelita" na "niahy ny amin'ireo Israelita"
|
||
|
|
||
|
# nampiankohoka ny lohany izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "nampiankohoka ny lohany tami-tahotra izy ireo" na 2) "niankohoka ambany tami-panajana izy ireo."
|