24 lines
697 B
Markdown
24 lines
697 B
Markdown
# Narovan'Andriamanitra ireo mpampivelona ireo
|
|
|
|
Narovan'Andriamanitra tamin'ny famonoana ireo mpampivelona ireo i Farao.
|
|
|
|
# mpampivelona
|
|
|
|
Ireo vehivavy izay nanampy ny vehivavy hiteraka. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1: 15.
|
|
|
|
# Nitombo an'isa ireo mponina
|
|
|
|
Nitombo an'isa ireo Israelita''
|
|
|
|
# natahotra an'Andriamanitra
|
|
|
|
''nanaja an'Andriamanitra'' na ''nana-panajana an'Andriamanitra''
|
|
|
|
# nomeny ankohonana izy ireo
|
|
|
|
''namela azy ireo hanan-janaka''
|
|
|
|
# Tsy maintsy harianareo any amin'ny renirano...ny zazalahy rehetra
|
|
|
|
Io baiko io dia nibaikona hanafotra ireo zazalahy kely. Ny hevitr'izany feno dia mety ho mazava. DH: ''Ianao dia tsy maintsy...ao anaty renirano mba hilentika izy ireo''
|