697 B
697 B
Narovan'Andriamanitra ireo mpampivelona ireo
Narovan'Andriamanitra tamin'ny famonoana ireo mpampivelona ireo i Farao.
mpampivelona
Ireo vehivavy izay nanampy ny vehivavy hiteraka. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1: 15.
Nitombo an'isa ireo mponina
Nitombo an'isa ireo Israelita''
natahotra an'Andriamanitra
''nanaja an'Andriamanitra'' na ''nana-panajana an'Andriamanitra''
nomeny ankohonana izy ireo
''namela azy ireo hanan-janaka''
Tsy maintsy harianareo any amin'ny renirano...ny zazalahy rehetra
Io baiko io dia nibaikona hanafotra ireo zazalahy kely. Ny hevitr'izany feno dia mety ho mazava. DH: ''Ianao dia tsy maintsy...ao anaty renirano mba hilentika izy ireo''