8 lines
418 B
Markdown
8 lines
418 B
Markdown
# Ny zava-bitany rehetra
|
|
|
|
DH: "Ny zava-bitany rehetra" na "ny zava-dehibe rehetra efa vitany"
|
|
|
|
# ny fitantarana ny fahalehibiazan'i Mordekay izay nanandratan'ny mpanjaka azy
|
|
|
|
Ny fanandratana olona iray dia midika ho fampiakarana azy amin'ny toerana avo. DH: "ny fitantarana feno ny fomba nanaovan'ny mpanjaka an'i Mordekay ho lasa lehibe" na "ny fitantarana feno ny haben'i Mordekay nohon'ny nanaovan'ny mpanjaka azy"
|