# Ny zava-bitany rehetra DH: "Ny zava-bitany rehetra" na "ny zava-dehibe rehetra efa vitany" # ny fitantarana ny fahalehibiazan'i Mordekay izay nanandratan'ny mpanjaka azy Ny fanandratana olona iray dia midika ho fampiakarana azy amin'ny toerana avo. DH: "ny fitantarana feno ny fomba nanaovan'ny mpanjaka an'i Mordekay ho lasa lehibe" na "ny fitantarana feno ny haben'i Mordekay nohon'ny nanaovan'ny mpanjaka azy"