plt_tn/est/09/13.md

12 lines
320 B
Markdown

# hanatanteraka ity didy androany ity koa rahampitso
Ny hoe "manatanteraka" dia fomba fiteny izay midika hoa hanao zavatra izay efa nandidiana na efa nomanina ho atao. DH: "hanao rahampitso izay nodidiana anio"
# zanak'i Hamana folo lahy
"10 lahy"
# hazo fanantonana
Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 5:14 izany.